VAKY LAFIKA

Mots-clés : 

Ce sujet a 1 réponse, 2 participants et a été mis à jour par Photo du profil de Fantsy-box Fantsy-box, il y a 1 an et 10 mois.

  • Auteur
    Articles
  • #834

    Fikafika anasitranana akoho vaky lafika

    1- hosorana tantely sy sakamalao d bandiana avy eo
    2- Esorina aloha ilay partie mafy be, tsy maninona na manderà aza, après didiana ny savony fotsy mando de apetaka de bandina
    3- sasao tsara de rarahana menakómby mafana d fonosy… zany hoe hafanaina @sotro
    4- Savony gasy sy menak’omby,fonosina dia lemana foana
    5- graisse sy sakamalao de fonosina
    6- Sasao tsar d tsakoy ny anantsinà amonosaka ilay tongotra vaky lafika + bandes
    7- alamo sy argile verte afangaro
    8- hosorana ofika d tsindrina vovoka mandravasarotra d fonosina lamba

  • #894
    Photo du profil de Fantsy-box Fantsy-box 
    Administrateur

    Lé 2 ohatran’ny misy risika ihany satria ao amin’ny lafika ao misy tendons tsy azo kitihina.

Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.

© FANTSY-BOX 2017 - NOS Cloud Services All rights reserved

or

Log in with your credentials

or    

Forgot your details?