FAMOLAHANA VORONTSILOZA

Ce sujet a 0 réponse, 1 participant et a été mis à jour par Photo du profil de BONDIKELY Samouraï CHanceux BONDIKELY Samouraï CHanceux, il y a 1 an.

  • Auteur
    Articles
  • #931

    Ny famolahana ny vorontsiloza amin’ny fikotrehana:
    * Mandritra ny roa andro voalohany : ametraho atody vitsivitsy ao anaty sobika
    * Hosora-menaka ny vanin-taolany mba halefaka ka tsy hampandositra azy.
    * Tsatohy hazo ao ankavia sy havanan’ny sobika mba tsy hampihetsika azy.
    * Tapitra ny roa andro, asio atody 20 -30 amin’izay
    * Esory ny tsato-kazo rehefa hita fa manomboka mikotrika ny vorona.
    -Foto- tsakafon’ny vorona mikotrika : katsaka, fotsim-bary na akotry 1 kapoaka isan’andro, miampy rano ary atao ao amin’ny toeram-pikotrehany.
    (sary nindramina)
    dindon couveuse

Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.

© FANTSY-BOX 2017 - NOS Cloud Services All rights reserved

or

Log in with your credentials

or    

Forgot your details?